Tartu no tanàna faharoa lehibe indrindra ao Estonia taorian'ny Tallinn renivohitra ary fonenan'ny Oniversiten'i Tartu, oniversite lehibe indrindra sy tranainy indrindra ao Estonia.
Tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2022, ny isam-poniny dia 98.312 mponina.
Oniversitete
Oniversiten'i Tartu
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Tartu