Izmir
38°43′N 27°14′E / 38.717°N 27.233°E
| Izmir | ||
| Velarantany | 919 km2 | |
| Isam-ponina | 4,425,789 mponina | |
| Tanànan-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Faritany | NC | |
| Faritra | Izmir | |
Izmir( Smyrna taloha), no tanàna fahatelo lehibe indrindra ao
Torkia izay misy mponina 4,4 tapitrisa eo ho eo ary renivohitry ny faritany mitovy anarana.
Izmir no fonenan'ny seranan-tsambo faharoa lehibe indrindra ao amin'ny firenena aorian'i Istanbul.
Jereo koa
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Izmir |